Diabe ho an'ny toetrandro/ Marche pour le Climat

Diabe ho an'ny toetrandro/ Marche pour le Climat

par scom | mer, 03/01/2017 - 13:25

Amin'izao fankalazana ny Andro Maneratanin'ny Toetry ny andro 2017 izao sy ho famaranana ny faha115 taonan'ny Meteo Madagasikara dia misy ny DIABE HO AN'NY TOETRANDRO ny Sabotsy 25 Martsa ho avy izao amin'ny 9 ora maraina. Eo amin'ny Ministeran'ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetry ny andro Anosy (ampitan'ny lapan'ny fitsarana Anosy) no hanomboka ny dia, ary ho eny Mahamasina. Mpanentana: Francis Turbo; tsy misy vidim-pidirana. Marihina fa hisy tombola amin'io fotoana io ka tongava maro!

Dans la célébration de la Journée Météorologique Mondiale (JMM) 2017 et la clôture du 115è anniversaire de la Météo Madagascar, une marche pour le climat est organisée ce Samedi 25 Mars 2017, à 9heures. La marche débutera au Ministère des Transports et de la Météorologie Anosy (en face au Tribunal) et se terminera à Mahamasina. Elle sera animée par Francis Turbo, avec participation libre. Gagnez des lots pour la tombola et venez nombreux!

 

Laissez un Commentaire