Varavarana misokatra/Portes ouvertes

Varavarana misokatra/Portes ouvertes

par scom | mer, 03/01/2017 - 13:08

Amin'izao fankalazana ny Andro Maneratanin'ny Toetry ny andro 2017 izao sy ho famaranana ny faha115 taonan'ny Meteo Madagasikara dia misy ny varavarana misokatra amin'ny 20, 21, 22 sy 24 Martsa izao eto amin'ny Meteo Ampandrianomby ihany. Manomboka amin'ny 8 ora maraina ka hatramin'ny 4 ora hariva. Hita mandritra izany: Fampirantiana, fambelabelaran-kevitra arahina ady hevitra, fanentanana maro samihafa sy lalao isankarazany. Ny mpanentana: i Fancis Turbo; tsy misy fidim-pidirana, ka manasa antsika ho tonga maro.

Dans la célébration de la Journée Météorologique Mondiale (JMM) 2017 et la clôture du 115è anniversaire de la Météo Madagascar, des portes ouvertes sont organisées ce 20, 21, 22 et 24 Mars au sein de la Météo Ampandrianomby, de 08h à 16h. Au programme: Expositions, conférences débat, diverses animations et des jeux éducatifs. L'évènement sera animé par Francis Turbo avec entrée libre, venez nombreux.

 

Laissez un Commentaire