DivComRP : +261 34 05 582 46 Prévision : comrp.meteomadagascar@gmail.com
Mes villes favorites
FAQ
Contact
Vigilance

Vigilance

  • Accueil
  • Vigilance
  • Vigilance météorologique

    Outre le phénomène cyclonique qui dispose d'un système d'alerte spécifique, des vigilances doivent être adoptées en fonction de risque d’occurrence d’évènements hydrométéorologiques dangereux pour la population et les moyens de subsistance. Nous diffusons des bulletins de vigilance pour les phénomènes suivants : Fortes pluies, Vents forts, Fortes vagues/Houles et Crue/Inondation.

    Légendes d'alertes

    Fampitandremana miloko mena
    Fampitandremana miloko mavo
    Fampitandremana miloko maintso
    Tsy misy ny fampitandremana

    Pas de vigilance.

     

    Légendes d'alertes

    Fampitandremana miloko mena
    Fampitandremana miloko mavo
    Fampitandremana miloko maintso
    Tsy misy ny fampitandremana

    Novokarina ny Alahady 26 Oktobra 2025 Tamin’ny 08 ora 27 min. 

    TRANGA AHIANA

    Ho mafy hatrany ny fitsokan’ny rivotra any amin’ny morontsiraka Avaratra sy Atsimon’ny Nosy. Vinavinaina hahatratra 45/55 Km/ora izany.

    FOTOANA HISEHOANY

    Anio 26 Oktobra 2025 hatramin’ny rahampitso 27 Oktobra 2025 maraina ny eo anelanelan’i Nosy Be sy ny tanjona Bobaomby. Tombanana mbola hitoetra mandritry ny tontolo andro kosa ny eo anelanelan’ny Taolagnaro sy ny tanjona Vohimena.

    TOERANA VOAKASIKA

    Miloko mena:

    – Nosy Be hatrany amin’ny tanjona Bobaomby ;
    – Taolagnaro hatrany amin’ny tanjona Vohimena

    NY METY HO FIANTRAIKANY

    ➢ Fahasarotan’ny fifamoivoizana na faharendrehana an-dranomasina;
    ➢ Fikorontanan’ny asa fihariana andavanandro.

    Entanina ny rehetra hanaraka tsy tapaka ny toromarika atolotry ny tompon’ andraikitra eny ifotony.

    Légendes d'alertes

    Fampitandremana miloko mena
    Fampitandremana miloko mavo
    Fampitandremana miloko maintso
    Tsy misy ny fampitandremana

    Foana ny fampitandremana.

    Légendes d'alertes

    Fampitandremana miloko mena
    Fampitandremana miloko mavo
    Fampitandremana miloko maintso
    Tsy misy ny fampitandremana

    Pas de vigilance

    Légendes d'alertes

    Fampitandremana miloko mena
    Fampitandremana miloko mavo
    Fampitandremana miloko maintso
    Tsy misy ny fampitandremana

    Les conditions météorologiques sont exceptionnellement favorables aux déclenchements, développements et/ou propagations de feux sur la majeure partie du pays excepté sur SAVA, AMBATOSOA, ANALANJIROFO, VATOVAVY, l’intérieur d’ATSIMO ANDREFANA, une bonne partie de FITOVINANY, ainsi que sur la partie Nord de DIANA.

    Archive :

    Cliquez sur le produit que vous voulez voir :

    Riz 24/10/2025
    Haricot 24/10/2025
    Arachide 24/10/2025
    Maïs 24/10/2025
    Bulletin Agrométéorologique 07/10/2025
    PROJECTION CLIMATIQUE 19/02/2024
    Projection climatique 2023 19/02/2024
    Riz Bas fond 08/11/2022
    PROJECTION CLIMATIQUE 18/03/2022
    Découvrez plus d'infos météorologiques
    L'utilisation de ce site entraine l'acceptation des Conditions générales d'utilisation  
    Designed and Developed with 🤍 by PULSE