
. BASSE PRESSION AU NORD 05S ;
. LIGNE DE CONVERGENCE AXEE PAR 3S/54E, 4S/57E, 5S/60E ET 6S/63E ;
. DORSALE ANTICYCLONIQUE DU CÔTÉ SUD DU CANAL ;
. FRONT FROID AXE PAR 28S/51E, 29S/58E, 29S/66E ET 31S/74E.
MORONTSIRAKA ATSINANANA :
TANJONA BOBAOMBY HATRANY AMIN’NY TANJONA ANGOTSY
Handrahona mitsitokotoko. Ho avy atsimo atsinanana ny rivotra ka ho 30/40 km/ora, hahatratra 45 km/ora manomboka ny tolakandro. Hanonja be na hahery ny ranomasina. Haavon’ny onja 1.5/2m, hahatratra 2.5m any amin’ny tapany avaratra amin’ny fiandohan’ny fe-potoana.
TANJONA ANGOTSY HATRANY MAHANORO
Hanorana miatoato. Ho avy atsimo na atsimo atsinanana ny rivotra ka ho 20/30 km/ora, hahatratra 45 km/ora indraindray manomboka ny alina. Hanonja be na hahery ny ranomasina. Haavon’ny onja 1.5/2m, hahatratra 3/3.5m manakaiky an’i Mahanoro manomboka ny alina noho ny alondrano avy atsimo ary hiitatra miandalana any avaratra izany.
MAHANORO HATRANY TAOLAGNARO
Hanorana miatoato. Ho avy atsimo atsinanana ny rivotra ka ho 30/40 km/ora, hahatratra 45 km/ora indraindray any amin’ny tapany avaratra. Hahery ny ranomasina. Haavon’ny onja 2.5/3m any amin’ny tapany atsimo, tombanana hiitatra miandalana any avaratra izany ny atoandro ka hahatratra 3.5m. Hisy alondrano avy atsimo.
TAOLAGNARO HATRANY AMIN’NY TANJONA VOHIMENA
Hanorana tandrifindrahona vitsy. Ho avy atsimo atsinanana ny rivotra ka ho 30/40 km/ora. Hahery na hahery be ny ranomasina. Haavon’ny onja 3.5/4m. Hisy alondrano avy atsimo.
MORONTSIRAKA ANDREFANA
TANJONA VOHIMENA HATRANY AMIN’NY TANJONA ANKABOA
Ho maina amin’ny ankapobeny. Ho avy atsimo atsinanana ny rivotra ka ho 45/55 km/ora. Hahery na hahery be ny ranomasina noho ny alondrano avy atsimo. Haavon’ny onja 3.5/4m, hahatratra 4.5m indraindray.
TANJONA ANKABOA HATRANY AMIN’NY TANJONA VILANANDRO
Ho maina ny andro amin’ny ankapobeny. Ho avy atsimo amin’ny ankapobeny ny rivotra ka ho 20/30 km/ora, hahatratra 40/45 km/ora any atsimon’i Morondava. Hanonja be na hahery ny ranomasina. Haavon’ny onja 1.5/2m, hahatratra 2.5/3m rehefa manalavitra ny morontsiraka noho ny alondrano avy atsimo somary atsimo atsinanana.
TANJONA VILANANDRO HATRANY ANALALAVA
Handrahona vitsy. Ho avy andrefana na avaratra andrefana ny rivotra ka ho 20/30 km/ora, hahatratra 40 km/ora indraindray ny takariva. Ho avy atsimo atsinanana kosa any amin’ny faran’ny fe-potoana ka ho 20/30 km/ora, hahatratra 40/45 Km/ora eo anelanelan’i Mahajanga sy Analalava. Hadini-panonja ny ranomasina. Haavon’ny onja 0.5/1m.
ANALALAVA HATRANY AMIN’NY TANJONA BOBAOMBY
Hanorana tandrifindrahona mahalana any amin’ny tapany atsimo ny maraina. Ho avy atsimo atsinanana ny rivotra any amin’ny tendrony avaratra ka ho 30/40 km/ora, hiovaova kosa any an-kafa ka ho 10/20 km/ora. Hadini-panonja na hanonja be ny ranomasina. Haavon’ny onja 0.5/1m, hahatratra 1.5m rehefa manakaiky ny tanjona Bobaomby.
GRAND FRAIS
OCÉAN INDIEN :
05S/20S
VENT : SUD-EST 10/15, LOCALEMENT 20 AU NORD DE MADAGASCAR.
ÉTAT DE LA MER : AGITÉE, LOCALEMENT FORTE AU VOISINAGE DE 20S SOUS L’EFFET D’UNE HOULE DU SUD.
TEMPS : PLUIES LOCALEMENT ORAGEUSES AU VOISINAGE DE 05S; AILLEURS, PLUIES FAIBLES LOCALISÉES.
20S/30S :
VENT: SUD A SUD-EST 15/25 A L’ARRIÈRE FRONT ET S’ÉTENDANT SUR UNE BONNE PARTIE DE LA ZONE EN FIN DE PERIODE .
ÉTAT DE LA MER : AGITÉE A FORTE, DEVENANT TRÈS FORTE SUR LA PARTIE SUD EN FIN DE PÉRIODE. HOULE MODÉRÉE A GRANDE DU SUD-SUD-OUEST.
TEMPS : PLUIES FRONTALES.
CANAL DE MOZAMBIQUE :
10S/20S :
VENT : OUEST 05/15 PRES DES COTES MALAGASY, SUD 10/15 AILLEURS.
ÉTAT DE LA MER : PEU AGITÉE A AGITÉE, DEVENANT FORTE SUR LA PARTIE CENTRALE SUD LA NUIT SOUS L’EFFET D’UNE HOULE DU SUD, S’ÉTENDANT PROGRESSIVEMENT VERS LE NORD AU FIL DU TEMPS.
TEMPS : PARTIELLEMENT A PEU NUAGEUX.
20S/30S :
VENT : SUD-EST 15/20, ATTEIGNANT 25/30 SUR LA PARTIE EST.
ÉTAT DE LA MER : AGITÉE A FORTE, MAIS TRÈS FORTE SUD LA PARTIE SUD SOUS L’EFFET D’UNE HOULE DE SECTEUR SUD.
TEMPS : AVERSES SUR LA PARTIE OUEST DE LA ZONE.
Météo Madagascar ne diffuse plus ce type de bulletin. Veuillez consulter le bulletin du METAREA VII/VIII, produit par le Service Météorologique de Maurice (MMS) et/ou de l’Afrique du Sud (SAWS).
Cliquez sur le produit que vous voulez voir :
| Bulletin Agrométéorologique | 14/08/2026 |
| Bulletin Agrométéorologique | 14/08/2026 |
| SORGHO | 27/10/2025 |
| Riz | 24/10/2025 |
| Haricot | 24/10/2025 |
| Arachide | 24/10/2025 |
| Maïs | 24/10/2025 |
| PROJECTION CLIMATIQUE | 19/02/2024 |
| Projection climatique 2023 | 19/02/2024 |
| PROJECTION CLIMATIQUE | 18/03/2022 |