
Outre le phénomène cyclonique qui dispose d'un système d'alerte spécifique, des vigilances doivent être adoptées en fonction de risque d’occurrence d’évènements hydrométéorologiques dangereux pour la population et les moyens de subsistance. Nous diffusons des bulletins de vigilance pour les phénomènes suivants : Fortes pluies, Vents forts, Fortes vagues/Houles et Crue/Inondation.
Tsy misy fampitandremana
Novokarina ny Alarobia 16 Septambra 2026 tamin’ny 12 ora 31 min
TRANGA AHIANA
Vinavinaina ho mafy hatrany ny fitsokan’ny rivotra any amin’ny morontsiraka atsimo, avaratra atsinanana ary avaratra andrefan’ny Nosy. Tombanana hahatratra ny 45/55 km/ora ny hamafin’ny rivotra.
FOTOANA HISEHOANY
✓ Anio Alarobia 16 Septambra 2026 hatramin’ny rahampitso Alakamisy 17 Septambra 2026 maraina ny eo anelanelan’i Mahajanga sy Analalava.
✓ Anio Alarobia 16 Septambra 2026 hatramin’ny Zoma 18 Septambra 2026 ny eo anelanelan’ny tanjona Vohimena sy Taolagnaro.
✓ Anio Alarobia 16 Septambra 2026 hatramin’ny rahampitso Alakamisy 17 Septambra 2026 ho an’ny morontsirak’i SAVA, tombanana hiitatra hatramin’ny Zoma 18 Septambra 2026 kosa ho an’ny morontsirak’i DIANA
TOERANA VOAKASIKA
Miloko mena : Ireo morontsiraka rehetra voakasika
NY METY HO FIANTRAIKANY
➢ Fahasarotan’ny fifamoivoizana na faharendrehana an-dranomasina
➢ Fikorontan’ny asa fihariana andavanandro
Entanina ny rehetra hanaraka tsy tapaka ny toromarika atolotry ny tompon’ andraikitra eny ifotony
Novokarina ny Alarobia 16 Septambra 2026 tamin’ny 12 ora 31 min
TRANGA AHIANA
Hahery hatrany ny ranomasina any amin’ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy iray manontolo, manomboka eo Taolagnaro hatrany amin’ny tanjona Bobaomby. Vinavinaina ho 2.5/3.5m ny haavon’ny onja.
FOTOANA HISEHOANY
Anio Alarobia 16 Septambra 2026 hatramin’ny rahampitso Alakamisy 17 Septambra 2026 ny eo anelanelan’i Taolagnaro sy Mahanoro, hiitatra hatramin’ny Zoma 18 Septambra 2026 kosa ny eo anelanelan’i Mahanoro sy ny tanjona
Bobaomby.
TOERANA VOAKASIKA
Miloko mena: Manomboka eo Taolagnaro hatrany amin’ny tanjona Bobaomby.
NY METY HO FIANTRAIKANY
✓ Fahasarotan’ny fifamoivoizana na faharendrehana an-dranomasina;
✓ Fikorontanan’ny asa fihariana andavanandro
Entanina ny rehetra hanaraka tsy tapaka ny toromarika atolotry ny tompon’ andraikitra eny ifotony
Tsy misy fampitandremana
La diffusion de la vigilance feux/incendies reprendra le 16 Octobre 2026
Tsy misy fampitandremana
Cliquez sur le produit que vous voulez voir :
| Bulletin Agrométéorologique | 14/08/2026 |
| Bulletin Agrométéorologique | 14/08/2026 |
| SORGHO | 27/10/2025 |
| Riz | 24/10/2025 |
| Haricot | 24/10/2025 |
| Arachide | 24/10/2025 |
| Maïs | 24/10/2025 |
| PROJECTION CLIMATIQUE | 19/02/2024 |
| Projection climatique 2023 | 19/02/2024 |
| PROJECTION CLIMATIQUE | 18/03/2022 |