
. BASSES PRESSIONS AU NORD DE 15S
. FRONT STATIONNAIRE AXE PAR 22S/50E, 24S/56E, 26S/62E ET 29S/69E
MORONTSIRAKA ATSINANANA :
TANJONA BOBAOMBY HATRANY AMIN’NY TANJONA ANGOTSY
Hanorana malefaka ny vao maraina. Ho avy Atsinanana na Atsimo-Atsinanana ny rivotra ka ho 10/20 Km/ora. Hadini-panonja ny ranomasina. Haavon’ny onja hanodidina ny 1m
TANJONA ANGOTSY HATRANY MAHANORO
Handrahona mitsitokotoko mety harahina orana tandrifindrahona indraindray ny alina. Ho avy Avaratra na Avaratra-Atsinanana ny rivotra ka ho 10/20 Km/ora. Hadini-panonja na hanonja be ny ranomasina. Haavon’ny onja 1/1.5m
MAHANORO HATRANY TAOLAGNARO
Hanorana malefaka any amin’ny faran’ny fe-potoana. Ho avy Avaratra-Atsinanana ny rivotra ka ho 10/20 Km/ora, hahatratra 30 Km/ora indraindray. Hadini-panonja na hanonja be ny ranomasina. Haavon’ny onja 1/1.5m
TAOLAGNARO HATRANY AMIN’NY TANJONA VOHIMENA
Handrahona vitsy. Ho avy Atsinanana na Atsimo-Atsinanana ny rivotra ka ho 10/20 Km/ora, hahatratra 30 Km/ora manakaiky an’i Taolagnaro. Hanonja be ny ranomasina. Haavon’ny onja 1.5/2m
MORONTSIRAKA ANDREFANA
TANJONA VOHIMENA HATRANY AMIN’NY TANJONA ANKABOA
Ho maina ny andro amin’ny ankapobeny. Ho avy Andrefana na Atsimo-Andrefana ny rivotra amin’ny fiandohan’ny fe-potoana ka ho 10/20 Km/ora. Ho avy Atsimo-Atsinanana kosa manomboka nytolak’andro ka 20/30 Km/ora, hahatratra 40 Km/ora. Hadini-panonja na hanonja be ny ranomasina. Haavon’ny onja 1/2m
TANJONA ANKABOA HATRANY AMIN’NY TANJONA VILANANDRO
Handrahona vitsy. Ho avy Atsimo na Atsimo-Andrefana ny rivotra ka ho 10/20 Km/ora, hahatratra 30 Km/ora indraindray ny tolak’andro. Hadini-panonja ny ranomasina. Haavon’ny onja ho latsaky ny 1m
TANJONA VILANANDRO HATRANY ANALALAVA
Hanorana tandrifindrahona ny vao maraina. Ho avy Avaratra ny rivotra ka ho 10/20 Km/ora, ho avy Atsinanana kosa ny maraina ka ho 10 Km/ora. Hadini-panonja ny ranomasina. Haavon’ny onja 0.5/1m
ANALALAVA HATRANY AMIN’NY TANJONA BOBAOMBY
Hanorana tandrifindrahona ny alina sy ny vao maraina. Ho avy Atsinanana na Avaratra-Atsinanana ny rivotra ka ho 10/20 Km/ora. Hadini-panonja ny ranomasina. Haavon’ny onja 0.5/1m
AVIS: NÉANT
OCÉAN INDIEN :
05S/20S :
VENT : EST A SUD-EST 10/15, TOURNANT NORD-EST 05/10 SUR L’EXTRÊME SUD-OUEST DE LA ZONE EN FIN DE PERIODE
ÉTAT DE LA MER : PEU AGITÉE A AGITÉE
TEMPS : PLUIES ÉPARSES, LOCALEMENT MODÉRÉES SUR LA PARTIE NORD-EST
20S/30S :
VENT : NORD-OUEST 05/10 A L’AVANT FRONT ET SUD-EST 10/20 A L’ARRIÈRE FRONT. AILLEURS, EST 05/15
ÉTAT DE LA MER : AGITÉE DEVENANT FORTE EN ARRIÈRE FRONT. HOULE DU SUD A SUD-OUEST
TEMPS : PLUIES FRONTALES
CANAL DE MOZAMBIQUE :
10S/20S :
VENT : SUD 05/10 SUR LA PARTIE SUD-EST, EST A SUD-EST 05/10 AILLEURS
ÉTAT DE LA MER : PEU AGITÉE A AGITÉE
TEMPS : AVERSES ISOLÉES AU NORD DE 15S ET PRES DES COTES MOZAMBICAINES
20S/30S :
VENT : EST A SUD-EST 10/20, TOURNANT NORD 10/20 LOCALEMENT 25 SUR LA PARTIE SUD-OUEST DE LA ZONE. MAIS SUD 15/20 SUR L’EXTRÊME SUD-OUEST DE LA ZONE EN FIN DE PERIODE
ÉTAT DE LA MER : PEU AGITÉE A AGITÉE
TEMPS : PARTIELLEMENT NUAGEUX
Pas de vigilance
Cliquez sur le produit que vous voulez voir :
| Bulletin Agrométéorologique | 13/11/2025 |
| SORGHO | 27/10/2025 |
| Riz | 24/10/2025 |
| Haricot | 24/10/2025 |
| Arachide | 24/10/2025 |
| Maïs | 24/10/2025 |
| PROJECTION CLIMATIQUE | 19/02/2024 |
| Projection climatique 2023 | 19/02/2024 |
| PROJECTION CLIMATIQUE | 18/03/2022 |